Ndao ary  hampiasa ny

Layer Genius

 

Izay azonao refesina no azonao hatsaraina. Hitondra fanatsarana ho an'ny fiompianao akoho manatody lava ny fampiasainao ny "Application Layer Génius" :
  • Tantano tsara kokoa ny fiompianao amin'ny alalan'ny fampidirana isa dimy isan'andro fotsiny (taha-pahafatesana, Isan'ny atody vokarina,Isan'ny atody ratsy kalitao, sakafo sy rano) ary isa roa isan-kerinandro (lanjan'atody sy lanjan'ny vatana).
  • Ny raki-tsoratrao no entina hampisehoana sy hanazavana aminao ny fampitahana ny vokatra entin'ny fiompianao sy ny tanjona tokony ho tratrarina. Ho hitanao indray mijery: ny lasa, ny ankehitriny ary ny ho avy mahakasika ny fahombiazana ara-teknikan’ny fiompianao akoho mpanatody lava.

LayerGenius, fitaovana iray natao hitantananao ny akoho mpanatody lava amin’ny fomba tsotra nefa mahomby, mety amin'ny finday rehetra, an-tserasera sy ivelan'ny aterineto.

Layer Genius, ilay fitaovana vaovao ho an’ny fitantanana ny fiompianao

 

 

Mifandraisa aminay

Fanontaniana momba ny Layer Genius ? Aza misalasala mifandray aminay!