Araho amin’ny horonan-tsary eto ambany ny fanazavana sy fampiasana ny Layer Genius
Tsindrio eto raha te hahalala bebe kokoa
LayerGenius, fitaovana iray natao hitantananao ny akoho mpanatody lava amin’ny fomba tsotra nefa mahomby, mety amin'ny finday rehetra, an-tserasera sy ivelan'ny aterineto.
Tsindrio eto raha te hahalala bebe kokoa
Fanontaniana momba ny Layer Genius ? Aza misalasala mifandray aminay!